auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-26 08:42:25 +08:00 committed by root
parent 3380234fbf
commit 71507b13c5
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 K\v 24 anefa rafa nareigny zany fahagagana zany reo Fariseo, de ozy zareo hoe: "Io leila io de tsy mamôka demonia raha-tsy amin'ny alalan'i Belzeboba, lehiben'ny demonia." Kanefa fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ka nieny an'jareo izy hoe: "Ny fanjakana ze miady an-tragno de tsy haharitra, ary ny tanàna na trano ze miady an-tragno de ho rava.
\v 24 Kanefa rafa nareigny zany fahagagana zany reo Fariseo, de ozy zareo hoe: "Io leila io de tsy mamôka demonia raha-tsy amin'ny alalan'i Belzeboba, lehiben'ny demonia."\v 25 Kanefa fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ka nieny an'jareo izy hoe: "Ny fanjakana ze miady an-tragno de tsy haharitra, ary ny tanàna na trano ze miady an-tragno de ho rava.

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 Raha mamôka satana ny satana,de miady an-tragno izy. Ahôgna no zany no hijoroan'ny fanjakany? Ary raha mamôka reo demonia amin'ny alalan'i belzeboba Za, de amin'ny alalan'iza no adroasan'ny zanakareo an'azy reo? No zany antony zany de ho mpitsaranao izy reo.
\v 26 Raha mamôka satana ny satana,de miady an-tragno izy. Ahôgna no zany no hijoroan'ny fanjakany? \v 27 Ary raha mamôka reo demonia amin'ny alalan'i belzeboba Za, de amin'ny alalan'iza no adroasan'ny zanakareo an'azy reo? No zany antony zany de ho mpitsaranao izy reo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 \v 29 \v 30 Kanefa raha mamôka reo demonia amin'ny alalan'ny Fagnan'Andriamanitra Za, de efa tonga aminareo ny Fanjakan'Andriamanitra. Amin'ny fomba akôry no afan'ny ôla miditra akao an-tranon'ny leila mahery ary maka reo fanagnany raha tsy hafatotra aloa le leila mahery? Avy akeo haka reo fanagnany akao an-dragnony izy. Ze tsy momba an'Azy de manotra an'Ana, ary ze tsy mitambatra miaraka Aminà de misaraka.
\v 29 \v 28 \v 30 Kanefa raha mamôka reo demonia amin'ny alalan'ny Fagnan'Andriamanitra Za, de efa tonga aminareo ny Fanjakan'Andriamanitra. Amin'ny fomba akôry no afan'ny ôla miditra akao an-tranon'ny leila mahery ary maka reo fanagnany raha tsy hafatotra aloa le leila mahery? Avy akeo haka reo fanagnany akao an-dragnony izy. Ze tsy momba an'Azy de manotra an'Ana, ary ze tsy mitambatra miaraka Aminà de misaraka.