auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-23 10:04:05 +08:00 committed by root
parent ba49071be1
commit 6febd8c7d7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa raha mamôka reo demonia amin'ny alalan'ny Fagnan'Andriamanitra Za, de efa tonga aminareo ny Fanjakan'Andriamanitra. Amin'ny fomba akôry no afan'ny ôla miditra akao an-tranon'ny leila mahery ary maka reo fanagnany raha tsy hafatotra aloa le leila mahery? Avy akeo haka reo fanagnany akao an-tranony izy. Ze tsy momba an'Azy de manotra an'Ana, ary ze tsy mitambatra miaraka Aminà de miparitaka. Kanefa raha mamôka reo demonia amin'ny alalan'ny Fagnan'Andriamanitra Za, de efa tonga aminareo ny Fanjakan'Andriamanitra. Amin'ny fomba akôry no afan'ny ôla miditra akao an-tranon'ny leila mahery ary maka reo fanagnany raha tsy hafatotra aloa le leila mahery? Avy akeo haka reo fanagnany akao an-dragnony izy. Ze tsy momba an'Azy de manotra an'Ana, ary ze tsy mitambatra miaraka Aminà de miparitaka.

1
12/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
No zany lazaiko aminareo fa ho vôvela heloka ny ôla amin'ny fahotana sy fite