auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 11:09:47 +08:00 committed by root
parent 5d3d27bbe8
commit 6e66cb67ba
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika anà ny tokony hinao ao ambany tafon-tranoko.\v 9 Fa zà iany kô de leilà ze napetraka takao ambany fahefana,ary magnana miaramila ze feheziko aho za. Mitare amin'ny anankiray za hoe: 'Mandehana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Avia', de magnatona izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvy zao, de magnano an'zany izy."\v 10 Rafa regnin'i Jesôsy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka Anazy hoe: "Volagniko marina aminareo,fa tsy mbôla nahita ôla nanampinôna ôtran'zany Za takeo Israely.
\v 8 Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika anà ny tokony hidiranao akao ambany tafon-tragnoko,taravo fôgna ny teny de ho sitrana ny mpanom\v 9 Fa zà iany kô de leilà ze napetraka takao ambany fahefana,ary magnana miaramila ze feheziko aho za. Mitare amin'ny anankiray za hoe: 'Mandehana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Avia', de magnatona izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvy zao, de magnano an'zany izy."\v 10 Rafa regnin'i Jesôsy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka Anazy hoe: "Volagniko marina aminareo,fa tsy mbôla nahita ôla nanampinôna ôtran'zany Za takeo Israely.