auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-07 11:11:49 +08:00 committed by root
parent aa0ad6134d
commit 6e1b8077c2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka rafa tonga am'voninahiny ny Zanak'Ôla sy ny anjely daôly miaraka Aminy, de hipetraka akeo amin'ny seza fendrihanan'ny voninahiny Izy. Ary ny firenena daôly de hangonina akeo agnatreny, ary hagnavaka ny ôla raika amin'raika hafa Izy, salan'ny mpiambina ondry manavaka ny ondry amin'ny osy.
Ka rafa tonga am'voninahiny ny Zanak'Ôla sy ny anjely daôly miaraka Aminy, de hipetraka akeo amin'ny seza fendrihanan'ny voninahiny Izy. Ary ny firenena daôly de hangonina akeo agnatreny, ary hagnavaka ny ôla raika amin'raika hafa Izy, salan'ny mpiambina ondry manavaka ny ondry amin'ny osy. Hametraka ny ondry ho akeo ankavanany izy, fa ny osy