auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 05:50:53 +08:00 committed by root
parent a75b49210a
commit 6d93139606
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Tandrineso ty fanoharana raika ty. Nisy leila raika,tompon-tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nobakôny zany, nandavahany famiazana tao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy teo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. \v 34 Nony nagnakeiky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasagny tam'reo mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka haka ny vokatra.
\v 33 Tandrineso ty fanoharana raika ty. Nisy leila raika,tompon-tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nobakôny zany, nandavahany famiazana tao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy teo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. \v 34 Nony nagnakeiky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasagny tam'reo mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka haka ny anjara vokatra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 a nosamborin'reo mpamboly vôloboka reo mpanompony, nokapoiny ny anankiray, novonoiny ny hafa, de mbôla notorahana vato ny hafa. \v 36 Ary mbola, nandefa mpanompo hafa ndre le tompo-tany, maro no ny tamin'ny vôloany, fa nataon-jareo ôtran'zany kô.\v 37 Tafaran'zany, de naniraka ny zanany lahitokana takaigny am'reo ny tompon-tany,nilaza hoe: 'Hanaja ny zanako zareo.'
\v 35 Fa nosamborin'reo mpamboly vôloboka reo mpanompony, nokapoiny ny anankiray, novonoiny ny hafa, de mbôla notorahana vato ny hafa. \v 36 Ary mbola, nandefa mpanompo hafa ndre le tompo-tany, maro no ny tamin'ny vôloany, fa nataon-jareo ôtran'zany kô.\v 37 Tafaran'zany, de naniraka ny zanany lahitokana takaigny am'reo ny tompon-tany,nilaza hoe: 'Hanaja ny zanako zareo.'