auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-04 16:35:18 +03:00 committed by root
parent 58dd114c82
commit 6bfd15be74
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha nivôka avy aigny Jeriko zareo, de vahôka betsaka no nanaraka an'Azy. Nisy lehilà jamba rôy nipetraka takeo amoron-dalana. Rafa naregny fa nandalo Jesosy, de niaika mafy zareo hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay." Nibedy an'jareo reo vahôka, niteny an'jareo mbô hangina, kanefa vô mainka zareo niaikaika mafibe hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay."
\v 29 \v 30 \v 31 Raha nivôka avy aigny Jeriko zareo, de vahôka betsaka no nanaraka an'Azy. Nisy lehilà jamba rôy nipetraka takeo amoron-dalana. Rafa naregny fa nandalo Jesosy, de niaika mafy zareo hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay." Nibedy an'jareo reo vahôka, niteny an'jareo mbô hangina, kanefa vô mainka zareo niaikaika mafibe hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay."

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy nijanona ary nijagnona ary nagnantso an'jareo sady niteny hoe: "Ino no irinareo ho ataoko aminareo?" Ozy reo tamin'Azy hoe: "Tompo, mbô ahiratan'ny masonay." Avy akeo Jesosy, nangoraka, ka nikitika ny mason'jareo. Avy hatarigny de natazagna zareo ary nagnaraka an'Azy.
\v 32 \v 33 \v 34 Avy akeo Jesosy nijanona ary nijagnona ary nagnantso an'jareo sady niteny hoe: "Ino no irinareo ho ataoko aminareo?" Ozy reo tamin'Azy hoe: "Tompo, mbô ahiratan'ny masonay." Avy akeo Jesosy, nangoraka, ka nikitika ny mason'jareo. Avy hatarigny de natazagna zareo ary nagnaraka an'Azy.