auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 17:12:36 +03:00 committed by root
parent 79ed112e77
commit 690b0636e7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy nitare tamin'azy hoe: "De mbôla vôsoratra ndre hoe: 'Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitrao Anao.'" Nentin'ny devoly hankaigny amin'ny tôrana avo ndre Izy ary nampibôgna an'Azy ny fanjakana daôly am'zao tontolo zao sy ny hatsaran'reo. Ozy tamin'Azy hoe: "Reo daôly reo de ameko An'nao, raha ôtra ka menkôtra
Jesosy nitare tamin'azy hoe: "De mbôla vôsoratra ndre hoe: 'Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitrao Anao.'" Nentin'ny devoly hankaigny amin'ny tôrana avo ndre Izy ary nampibôgna an'Azy ny fanjakana daôly am'zao tontolo zao sy ny hatsaran'reo. Ozy tamin'Azy hoe: "Reo daôly reo de ameko An'nao, raha ôtra ka menkôtra aketo agnatrehako sy midera ana anao."

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary nony regnin'i Jesosy fa vôsambotra Jaona, de niverina nakaigny Galilia izy. Nandao an'i Nazareta Izy ka nande ary nipetraka takao Kapernaomy, ze akeo amoron-dragnomasin'ny Galilia, akao amin'ny zara-tanin'i Zabolona sy Nadtal