auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-29 20:40:33 +08:00 committed by root
parent de7aa57c14
commit 67920cca96
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ino no eritreritrareo? Ra misy magnana ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika amin-jareo, de tsy handao ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso? Ra hitany zany
Ino no eritreritrareo? Ra misy magnana ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika amin-jareo, de tsy handao ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso? Ra hitany zany, de koraniko marina aminareo, fa miravoravo am'zany miôtra no reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy. Ötran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra