auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-28 13:40:16 +08:00 committed by root
parent ae371c0649
commit 6753ea9736
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 \v 34 \v 35 Nagnantso reo mpianany mba hagnatogna an'Azy Jesosy ary nitare hoe: "Mangoraka reo vahôka Za, satria efa telo andro sady zareo no nipetraka niaraka tamina nefa tsy managna ho hanina. Tsy te handefa an'azy reo tsy mihinana Za, fa ndraindray mety ho toragna aigny an-dalàna aigny." Ozy reo mpianatra Taminà hoe: "Aiza no hahitanay mofo antognona sy ampy an'reo vahôka maro be reo aty agnefitra?" Ozy Jesosy tam'jareo hoe: "Mofo firy no aigny
\v 32 \v 33 \v 34 \v 35 Nagnantso reo mpianany mba hagnatogna an'Azy Jesosy ary nitare hoe: "Mangoraka reo vahôka Za, satria efa telo andro sady zareo no nipetraka niaraka tamina nefa tsy managna ho hanina. Tsy te handefa an'azy reo tsy mihinana Za, fa ndraindray mety ho toragna aigny an-dalàna aigny." Ozy reo mpianatra Taminà hoe: "Aiza no hahitanay mofo antognona sy ampy an'reo vahôka maro be reo aty agnefitra?" Ozy Jesosy tam'jareo hoe: "Mofo firy no aigny aminareo?" Ary ozy