auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-11 05:31:32 +08:00 committed by root
parent 9e1b98a31a
commit 66674ad775
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Tamy, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ary niteny hoe: "Naona nareo no mieritreri-dratsy ao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko no miteny azy hoe: 'Vovela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'olo de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao."
\v 3 Tamy, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin'jareo ary niteny hoe: "Naôna nareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko no miteny an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao."