auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-05 10:15:00 +08:00 committed by root
parent ca0d9aa6a0
commit 6581b3192a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary reo leiben'ny mpisorogna sy reo Synedriona daôly de nitsikaraka fempangana tsy marina mba handotogna an'i Jesosy, mba mety afahan'jareo momono an'Azy. Tsy naita na ino na ino zareo, na de nisy mpijoro vavolombelona betsaka tsy marina tonga aza takeo. Ary kelikely avy akeo de nisy roey tonga nagnantona takeo ary nitare hoe: "Io leila io de nitare hoe: "Afaka mandrava ny Tempolin'Andriamanitra Za ary magnangana izany ndre
Ary reo leiben'ny mpisorogna sy reo Synedriona daôly de nitsikaraka fempangana tsy marina mba handotogna an'i Jesosy, mba mety afahan'jareo momono an'Azy. Tsy naita na ino na ino zareo, na de nisy mpijoro vavolombelona betsaka tsy marina tonga aza takeo. Ary kelikely avy akeo de nisy roey tonga nagnantogna takeo ary nitare hoe: "Io leila io de nitare hoe: "Afaka mandrava ny Tempolin'Andriamanitra Za ary manangana izany ndre ao agnatiny telo andro."

1
26/62.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nitsangana le mpisoronabe ka nagnano taminy hoe: "Tsy mana-kavaly ma Enao? Ino zany hempangan'