auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 10:34:47 +08:00 committed by root
parent 1eced59a6a
commit 64bcb8871c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21Tsy reo daôly ze mitare Aminà hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lagnitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze aigny an-dagnitra fôgna \v 22 Betsaka reo ôla hitare Aminà amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo,tsy efa naminagny tamin'ny agnaranao ma zahay, tsy efa namôka reo demonia tamin'ny Agnaranao, ary nagnano reo asa geda be tamin'ny agnaranao', ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao \v 23Avy akeo Za hanambara amin'jareo miariary hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Melà lavitra Ana, ry mpagnao ratsy!'
\v 21Tsy reo daôly ze mitare Aminà hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lagnitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze aigny an-dagnitra fôgna \v 22 Betsaka reo ôla hitare Aminà amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo,tsy efa naminagny tamin'ny agnaranao ma zahay, tsy efa namôka reo demonia tamin'ny Agnaranao, ary nagnano reo asa geda be tamin'ny Agnaranao', ary nagnao reo asa geda tamin'ny Agnaranao \v 23Avy akeo Za hagnambara amin-jareo am-pabemaso hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Melà lavitra Ana, ry mpagnao ratsy!'