auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 17:12:36 +03:00 committed by root
parent bea8e477dd
commit 64b4ab9d71
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Menara ny lesona avy amin'ny aviavy. Raha vantany vô matoy ny sampana ary mamôka ny ravygny, de fantatrareo fa manankeky ny favaratra. Ôtran'zany iany kô, raha matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo f'efa ankeky Izy, akeo am'reo vavady mitsy.
\v 32 \v 33 Menara ny lesona avy amin'ny aviavy. Raha vantany vô matoy ny sampana ary mamôka ny ravygny, de fantatrareo fa manankeky ny favaratra. Ôtran'zany iany kô, raha matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo f'efa ankeky Izy, akeo am'reo vavady mitsy.

View File

@ -1 +1 @@
Taraviko marina aminareo, fa tsy ho lany ty taranaka ty mandra-pibôgnan'zany daôly zany. Tsisy tsony ny lagnitra sy ny tany, fa ny teniko de tsy mbô ho levona mandrakizay.
\v 34 \v 35 Taraviko marina aminareo, fa tsy ho lany ty taranaka ty mandra-pibôgnan'zany daôly zany. Tsisy tsony ny lagnitra sy ny tany, fa ny teniko de tsy mbô ho levona mandrakizay.

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa ny makasika an'zany andro sy ora zany de tsisy mafantatra, na ny Anjelin'ny lagnitra aza, na ny Zanaka lahy, fa ny Ray fôgna.
\v 36 Kanefa ny makasika an'zany andro sy ora zany de tsisy mafantatra, na ny Anjelin'ny lagnitra aza, na ny Zanaka lahy, fa ny Ray fôgna.

View File

@ -1 +1 @@
Ôtran'ny tamin'ny andron'ny Noa, de salan'zany fôgna kô ny fevin'ny Zanak'Ôla. Fa ôtran'ny tam'reo andro melôn'ny safo-dragno
\v 37 \v 38 \v 39 Ôtran'ny tamin'ny andron'ny Noa, de salan'zany fôgna kô ny fevin'ny Zanak'Ôla. Fa ôtran'ny tam'reo andro melôn'ny safo-dragno de nihinana sy