auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 12:26:29 +08:00 committed by root
parent b06706c0a4
commit 633c7691fa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy reo rehetra ze mitare amiko hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lanitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze akaigny an-danitra iany Maro reo olo mitare amiko amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa namignany tamin'ny agnaranao ma zahay, tsy efa namoka reo demonia tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao Avy akeo Za hanam
Tsy reo rehetra ze mitare amiko hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lanitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze akaigny an-danitra iany Maro reo olo mitare amiko amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa namignany tamin'ny agnaranao ma zahay, tsy efa namoka reo demonia tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao Avy akeo Za hanambara amin'jareo ampahibemaso hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Miala lavitra Ana, ry mpagnao ratsy!'