diff --git a/21/12.txt b/21/12.txt index 974cd113..ef4d76dc 100644 --- a/21/12.txt +++ b/21/12.txt @@ -1 +1 @@ -Avekeo nitsôfika takao an-tempoly Jesôsy. Noroasiny daôly reo mpividy sy mpivarotra tgakao an-tempoly, ary naokany ny latabatr'reo mpanakalo vola sy ny fitôran'reo mpivarotra voromelala. Ozy Izy tamin-jareo hoe: "Efa vôsoratra hoe: 'Ny tranoko de ho kaina \ No newline at end of file +Avekeo nitsôfika takao an-tempoly Jesôsy. Noroasiny daôly reo mpividy sy mpivarotra tgakao an-tempoly, ary naokany ny latabatr'reo mpanakalo vola sy ny fitôran'reo mpivarotra voromelala. Ozy Izy tamin-jareo hoe: "Efa vôsoratra hoe: 'Ny tranoko de ho kaina hoe trano fivavahana, kanefa ataonareo efitra fieren'ny jiolahy." Nony avy takeo de nisy jamba sy mandringa nagnatona Anazy takao an-tempoly, \ No newline at end of file