auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 08:43:26 +08:00 committed by root
parent b1fac4bbb2
commit 60d347a66d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 51 \v 52 \v 53 Indro, ny lamban'ny tempoly nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany, ary nihorohoro ny tany, ary vaky nisasaka reo vatolampy Nisokatra reo fasana, ary ny fatin'reo olon'Andriamanitra maro ze nodimandry de natsangana Izy reo de nivoka avy tao amin'ny fasana taorian'ny fitsanganany tamin'ny maty, niditra ny tanana masina, ary niseo tamin'ny maro
\v 51 Indro, ny lamban'ny tempoly nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany, ary nihorohoro ny tany, ary vaky nisasaka reo vatolampy. \v 52 Nisokatra reo fasana, ary ny fatin'reo olon'Andriamanitra maro ze nodimandry de natsangana \v 53 Izy reo de nivoka avy tao amin'ny fasana taorian'ny fitsanganany tamin'ny maty, niditra ny tanana masina, ary niseo tamin'ny maro

View File

@ -1 +1 @@
Ary reo kapiteny sy reo ze nijery an'i Jesosy rafa nahita ny horohoron-tany sy reo ra ze nitranga, de lasa nataotra mafy ary nagnao hoe: "Zanak'Andriamanitra marina ity" Nisy Vevavy maro ze nagnaraka an'i Jesosy hatreigny Galilia mba hikarakara Azy teo nijery avy eny alavitra Tamin'izy reo Maria Magdalena, Maria renin'Jakoba sy Josefa, ary ny renin'reo zankalan'i Zebedio
\v 54 \v 55 \v 56 Ary reo kapiteny sy reo ze nijery an'i Jesosy rafa nahita ny horohoron-tany sy reo ra ze nitranga, de lasa nataotra mafy ary nagnao hoe: "Zanak'Andriamanitra marina ity" Nisy Vevavy maro ze nagnaraka an'i Jesosy hatreigny Galilia mba hikarakara Azy teo nijery avy eny alavitra Tamin'izy reo Maria Magdalena, Maria renin'Jakoba sy Josefa, ary ny renin'reo zankalan'i Zebedio