auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 05:50:53 +08:00 committed by root
parent 8fb8d53d5d
commit 5f9a246b21
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Fa nony natazagna ny ra-mahagaga nataony ny leiben'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna, ary rafa reignin-jareo ny zaza madinika nikoroventsy tao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de sosy mafy zareo; \v 16 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Reigninareo va zany lazain'reo ôla reo zany?" Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Iôny! Fa tsy mbôla novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" \v 17 Av ekeo nandao anazy reo Jesôsy ka nande takaigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nitôtra takao ny aligna.
\v 15 Fa nony natazagna ny ra-mahagaga nataony ny leiben'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna, ary rafa reignin-jareo ny zaza madinika nikoroventsy tao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de sosy mafy zareo; \v 16 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Reigninareo va zany lazain'reo ôla reo zany?" Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Iôny! Fa tsy mbôla novakinareo miitsy ma ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarianareo ny fiderana?" \v 17 Avy teo nandao an'azy reo Jesosy ka nande takaigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nitôtra takao ny aligna.