auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 05:50:53 +08:00 committed by root
parent 3c24ad03d1
commit 5f7ce99295
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Fa ana ny hevitrareo? Nisy leila raika nagnana zanakalahy rôy. Nande nankaigny am'le vôlony izy ary nagnano hoe: 'Anaka, mandeana miasa kaigny amin'ny tanim-bôloboka androzny.' \v 29 Le zanany leila namaly anazy hoe: "Tsy ho aigny za," fa nony avekeo niova hevitra izy de lasa. \v 30 Avekeo de nankeigny am'le faaro izy ary nitare hoe iany kô. Namaly izy ka nitare hoe: "Ho aigny aho tompoko, nefa tsy nankaigny izy.
\v 28 Fa manakôry ny hevitrareo? Nisy leila raika nagnana zanaka leila rôy. Nande nankaigny am'le vôlony izy ary nagnano hoe: 'Anaka, mandiana miasa aigny amin'ny tanim-bôloboka niagny.' \v 29 Le zanany leila namaly anazy hoe: "Tsy ho aigny za," fa nony avekeo niova hevitra izy de lasa. \v 30 Avekeo de nankeigny am'le faaro izy ary nitare hoe iany kô. Namaly izy ka nitare hoe: "Ho aigny aho tompoko, nefa tsy nankaigny izy.