From 5dc8db3ea55ba05105d92b123bf11957f9d7d3f2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 22 Jan 2020 15:13:30 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 14/01.txt | 2 +- 14/03.txt | 2 +- 14/06.txt | 2 +- 14/08.txt | 2 +- 14/10.txt | 2 +- 14/13.txt | 2 +- 14/15.txt | 2 +- 14/16.txt | 2 +- 14/19.txt | 2 +- 14/22.txt | 2 +- 14/25.txt | 2 +- 14/28.txt | 2 +- 14/31.txt | 2 +- 14/34.txt | 2 +- 24/01.txt | 2 +- 24/03.txt | 2 +- 24/06.txt | 2 +- 24/09.txt | 2 +- 24/12.txt | 2 +- 24/15.txt | 2 +- 24/19.txt | 2 +- 24/23.txt | 2 +- 24/26.txt | 2 +- 24/29.txt | 2 +- 24/30.txt | 2 +- 24/32.txt | 2 +- 24/34.txt | 2 +- 24/36.txt | 2 +- 24/37.txt | 2 +- 24/40.txt | 2 +- 24/43.txt | 2 +- 24/45.txt | 2 +- 24/48.txt | 2 +- 33 files changed, 33 insertions(+), 33 deletions(-) diff --git a/14/01.txt b/14/01.txt index f408818b..954d0e7f 100644 --- a/14/01.txt +++ b/14/01.txt @@ -1 +1 @@ -Tam'zany fotôna zany, Heroda mpanapaka nareigny ny laza momba an'i Jesosy. Ozy tamin-jareo mpanompony hoe: "Jaona mpagnano batisa zany: nitsangana tamin'ny maty izy. Noho zany de miasa akao amin'azy reo hery reo." \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Tam'zany fotôna zany, Heroda mpanapaka nareigny ny laza momba an'i Jesosy. Ozy tamin-jareo mpanompony hoe: "Jaona mpagnano batisa zany: nitsangana tamin'ny maty izy. Noho zany de miasa akao amin'azy reo hery reo." \ No newline at end of file diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt index bda98847..39525840 100644 --- a/14/03.txt +++ b/14/03.txt @@ -1 +1 @@ -Fa Heroda nisambotra an'i Jaona, namatotra an'azy, ary nandefa an'azy takeigny an-dragnomaizigna noho i Herodiasy, vadin'i Filipo rahalahiny. Fa ozy Jaona tamin'azy hoe: "Tsy ara-dalàna ho an'nao no managna an'azy ho vadinao." Magniry ny hamono an'azy Heroda, saingy natatra 'reo vahôka izy, satria noraisin-jareo salan'ny mpaminagny izy. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Fa Heroda nisambotra an'i Jaona, namatotra an'azy, ary nandefa an'azy takeigny an-dragnomaizigna noho i Herodiasy, vadin'i Filipo rahalahiny. Fa ozy Jaona tamin'azy hoe: "Tsy ara-dalàna ho an'nao no managna an'azy ho vadinao." Magniry ny hamono an'azy Heroda, saingy natatra 'reo vahôka izy, satria noraisin-jareo salan'ny mpaminagny izy. \ No newline at end of file diff --git a/14/06.txt b/14/06.txt index 1eca4b8e..15b4e837 100644 --- a/14/06.txt +++ b/14/06.txt @@ -1 +1 @@ -Fa rafa tonga ny tsingerin'ny andro nateran'i Heroda, de nandihy teo am-povôn-jareo vahiny nasaina ny zanakavavin'i Herodiasy ka nafinaritra an'i Heroda. Ho tambin'zany, de nampagnategna tamin'i fianianana izy hangome ze angatahiny na ino na ino. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Fa rafa tonga ny tsingerin'ny andro nateran'i Heroda, de nandihy teo am-povôn-jareo vahiny nasaina ny zanakavavin'i Herodiasy ka nafinaritra an'i Heroda. Ho tambin'zany, de nampagnategna tamin'i fianianana izy hangome ze angatahiny na ino na ino. \ No newline at end of file diff --git a/14/08.txt b/14/08.txt index 4a2db455..ad5caebc 100644 --- a/14/08.txt +++ b/14/08.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa avy nitoton'ny reniny hevitra, de ozy hoe: "Ameo anà aketo ambony vilia, ny lôn'i Jaona mpagnano batisa, nalaelo mafy nohon'ny fangatahany ny mpanjaka, saingy nohon'ny voadiny sy noho reo daôlo nihinana niaraka tamin'azy de nagnome baiko izy fa tokony ho vita zany. \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Rafa avy nitoton'ny reniny hevitra, de ozy hoe: "Ameo anà aketo ambony vilia, ny lôn'i Jaona mpagnano batisa, nalaelo mafy nohon'ny fangatahany ny mpanjaka, saingy nohon'ny voadiny sy noho reo daôlo nihinana niaraka tamin'azy de nagnome baiko izy fa tokony ho vita zany. \ No newline at end of file diff --git a/14/10.txt b/14/10.txt index daaf2855..9a4d645d 100644 --- a/14/10.txt +++ b/14/10.txt @@ -1 +1 @@ -Nagniraka nanapaka ny lôn'i Jaona takao an'dragnomaizina izy. Avy akeo nentina tamin'ny vilia ny lôny ary namena anle zaza vevavy ary nentina takeo amin'ny reniny zany. Avy akeo de tonga reo mpianany, niaka le faty, ary nandevigna zany tafaran'zany, de nande zareo ary nilaza tamin'i Jesosy. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 Nagniraka nanapaka ny lôn'i Jaona takao an'dragnomaizina izy. Avy akeo nentina tamin'ny vilia ny lôny ary namena anle zaza vevavy ary nentina takeo amin'ny reniny zany. Avy akeo de tonga reo mpianany, niaka le faty, ary nandevigna zany tafaran'zany, de nande zareo ary nilaza tamin'i Jesosy. \ No newline at end of file diff --git a/14/13.txt b/14/13.txt index 46bf0a96..a4fdcc6a 100644 --- a/14/13.txt +++ b/14/13.txt @@ -1 +1 @@ -Ary rafa nareigny an'zany Jesosy, de niala avy tamle sambokely raika Izy, hankeigny amin'ny tôrana mitokana raika. Rafa nareigny an'zany reo vahôka, de nagnaraka an'Azy an-tongotra avy taigny amin'reo tanan-dehibe. Avy akeo Jesosy nankeo alôn-jareo ary natazagna reo vahôka betsaka be. Nangôraka an-jareo Izy, ary nagnasitragna ny aretin-jareo. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 Ary rafa nareigny an'zany Jesosy, de niala avy tamle sambokely raika Izy, hankeigny amin'ny tôrana mitokana raika. Rafa nareigny an'zany reo vahôka, de nagnaraka an'Azy an-tongotra avy taigny amin'reo tanan-dehibe. Avy akeo Jesosy nankeo alôn-jareo ary natazagna reo vahôka betsaka be. Nangôraka an-jareo Izy, ary nagnasitragna ny aretin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/14/15.txt b/14/15.txt index e8a9a320..cce06dc7 100644 --- a/14/15.txt +++ b/14/15.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tonga ny hariva, de nankeo amin'Azy reo mpianatra ary nitaré hoe: "Ty de tany fôgna, ary efa tapitra sady ny andro. Alefaso reo vahôka mbô afan-jareo mande aigny am'reo tanàna, ary hividy hanina ho hanin-jareo. \ No newline at end of file +\v 15 Rafa tonga ny hariva, de nankeo amin'Azy reo mpianatra ary nitaré hoe: "Ty de tany fôgna, ary efa tapitra sady ny andro. Alefaso reo vahôka mbô afan-jareo mande aigny am'reo tanàna, ary hividy hanina ho hanin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/14/16.txt b/14/16.txt index e5b31f0b..2e88169c 100644 --- a/14/16.txt +++ b/14/16.txt @@ -1 +1 @@ -Fa Jesosy nitaré an-jareo hoe: "Tsy azo avela mande lavitra zareo. Amenareo ra ho oanin-jareo." Ozy zareo tamin'azy hoe: "Mofo dimy sy hazan-dragno rôy fôgna no anagnanay aketo." Ozy Jesosy hoe: "Ento mankaty aminà zany." \ No newline at end of file +\v 16 \v 17 \v 18 Fa Jesosy nitaré an-jareo hoe: "Tsy azo avela mande lavitra zareo. Amenareo ra ho oanin-jareo." Ozy zareo tamin'azy hoe: "Mofo dimy sy hazan-dragno rôy fôgna no anagnanay aketo." Ozy Jesosy hoe: "Ento mankaty aminà zany." \ No newline at end of file diff --git a/14/19.txt b/14/19.txt index 66414ed4..d7456536 100644 --- a/14/19.txt +++ b/14/19.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo Jesosy de nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno rôy. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny reo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome zany an'reo vahôka. Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo harona. Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza amim-bevavy. \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 \v 21 Avy akeo Jesosy de nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno rôy. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny reo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome zany an'reo vahôka. Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo harona. Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza amim-bevavy. \ No newline at end of file diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt index ca823f86..8007c9fa 100644 --- a/14/22.txt +++ b/14/22.txt @@ -1 +1 @@ -Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nandeha hialô an'Azy ho aigny am-pita reo mpiagnany, ra mbôla nandefa reo vahôka Izy. Tafaran'ny nandefasany reo vahôka, de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy hande hivavaka. Rafa tonga ny hariva de Izy rerika no takeo. Ary ny sambo de efa lasana lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja satria nitsoka nanohitra an'azy ny rivotra.! \ No newline at end of file +\v 22 \v 23 \v 24 Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nandeha hialô an'Azy ho aigny am-pita reo mpiagnany, ra mbôla nandefa reo vahôka Izy. Tafaran'ny nandefasany reo vahôka, de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy hande hivavaka. Rafa tonga ny hariva de Izy rerika no takeo. Ary ny sambo de efa lasana lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja satria nitsoka nanohitra an'azy ny rivotra.! \ No newline at end of file diff --git a/14/25.txt b/14/25.txt index a2ac690f..a080600c 100644 --- a/14/25.txt +++ b/14/25.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha teigny ambony ranomasina. Rafa natazagna an'Azy nande teo ambony ranomasina reo mpianatra, de natatra ka nitaré hoe: "Matotoa io", ary de niaikaika tamin-tatra zareo. Fa Jesosy nitaré tamin-jareo avy hatraigny hoe: "Mahereza, Za ty! Aza matatra." \ No newline at end of file +\v 25 \v 26 \v 27 Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha teigny ambony ranomasina. Rafa natazagna an'Azy nande teo ambony ranomasina reo mpianatra, de natatra ka nitaré hoe: "Matotoa io", ary de niaikaika tamin-tatra zareo. Fa Jesosy nitaré tamin-jareo avy hatraigny hoe: "Mahereza, Za ty! Aza matatra." \ No newline at end of file diff --git a/14/28.txt b/14/28.txt index 07b5a7d4..17d7083a 100644 --- a/14/28.txt +++ b/14/28.txt @@ -1 +1 @@ -Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Anao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mbô hagnantona an'i Jesosy. Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de niaika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo, vonjeo za." \ No newline at end of file +\v 28 \v 29 \v 30 Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Anao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mbô hagnantona an'i Jesosy. Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de niaika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo, vonjeo za." \ No newline at end of file diff --git a/14/31.txt b/14/31.txt index 0f919a0b..c8be65d9 100644 --- a/14/31.txt +++ b/14/31.txt @@ -1 +1 @@ -Avy hatraigny Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Anao ry kely finona, fa magnino anao no miahiahy?" Avy takeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. Avy akeo reo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 31 \v 32 \v 33 Avy hatraigny Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Anao ry kely finona, fa magnino anao no miahiahy?" Avy takeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. Avy akeo reo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/14/34.txt b/14/34.txt index 3cd28aa7..67711295 100644 --- a/14/34.txt +++ b/14/34.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa avy niampita zareo de tonga takeigny an-tanety tao Genesareta. Rafa nahay an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo tamin'azy ze marary daôly. Nitalao tamin'Azy ry zareo mbô afan-jareo mikasika ny sisin'ankajony fôgna, ary maro reo nikasika an'zany ka sitragna. \ No newline at end of file +\v 34 \v 35 \v 36 Rafa avy niampita zareo de tonga takeigny an-tanety tao Genesareta. Rafa nahay an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo tamin'azy ze marary daôly. Nitalao tamin'Azy ry zareo mbô afan-jareo mikasika ny sisin'ankajony fôgna, ary maro reo nikasika an'zany ka sitragna. \ No newline at end of file diff --git a/24/01.txt b/24/01.txt index d02dc571..1b25578f 100644 --- a/24/01.txt +++ b/24/01.txt @@ -1 +1 @@ -Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasana nandeha. Nagnantona an'Azy reo mpianany mbô hagnatorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. Nefa namaly Izy ary nitaré tamin-jareo hoe: "Tazagnareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa zay tsy ho ravana aketo." \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasana nandeha. Nagnantona an'Azy reo mpianany mbô hagnatorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. Nefa namaly Izy ary nitaré tamin-jareo hoe: "Tazagnareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa zay tsy ho ravana aketo." \ No newline at end of file diff --git a/24/03.txt b/24/03.txt index b978eb2c..22c3ec7f 100644 --- a/24/03.txt +++ b/24/03.txt @@ -1 +1 @@ -Ra nipetraka teo an-tanetin'Oliva Izy, de nagnantona an'Azy mangingina reo mpianatra ary nitaré hoe: "Lazao aminay, vena reo ra daôly reo no hitranga? Inona no famantarana amin'ny fatongavanao sy ny fara-andro?" Namaly Jesosy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. Fa maro ny oavy amin'ny agnarako. Ary hitaré zareo hoe: "Za no kristy, ary maro no ho vôfitaka. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Ra nipetraka teo an-tanetin'Oliva Izy, de nagnantona an'Azy mangingina reo mpianatra ary nitaré hoe: "Lazao aminay, vena reo ra daôly reo no hitranga? Inona no famantarana amin'ny fatongavanao sy ny fara-andro?" Namaly Jesosy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. Fa maro ny oavy amin'ny agnarako. Ary hitaré zareo hoe: "Za no kristy, ary maro no ho vôfitaka. \ No newline at end of file diff --git a/24/06.txt b/24/06.txt index 9d924362..a69888a7 100644 --- a/24/06.txt +++ b/24/06.txt @@ -1 +1 @@ -Hareigny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla tonga ny farany. Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa. Nefa zany ra daôly zany de fiandohan'ny fanaintainan'ny fiterana fôgna. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 \v 8 Hareigny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla tonga ny farany. Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa. Nefa zany ra daôly zany de fiandohan'ny fanaintainan'ny fiterana fôgna. \ No newline at end of file diff --git a/24/09.txt b/24/09.txt index f4ce83db..c80b59dc 100644 --- a/24/09.txt +++ b/24/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ka ho atolotr'i zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho vonony, ho alan'ny firenena daôly anareo nohon'ny Agnarako. Ary maro no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpamignany sandoka maro no hitsangana mbô hamitaka ny maro. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Ka ho atolotr'i zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho vonony, ho alan'ny firenena daôly anareo nohon'ny Agnarako. Ary maro no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpamignany sandoka maro no hitsangana mbô hamitaka ny maro. \ No newline at end of file diff --git a/24/12.txt b/24/12.txt index a8754278..c2f43ff3 100644 --- a/24/12.txt +++ b/24/12.txt @@ -1 +1 @@ -Satria ny faharatsena de hitombo, ary hia-mangatseka ny fitiavan'ny maro. Fa le raika ze miaritra hatramin'ny farany de ho vôvonjy. 'Ty filazantsaran'ny fanjakana 'ty de ho toriana erak'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny farany. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 \v 14 Satria ny faharatsena de hitombo, ary hia-mangatseka ny fitiavan'ny maro. Fa le raika ze miaritra hatramin'ny farany de ho vôvonjy. 'Ty filazantsaran'ny fanjakana 'ty de ho toriana erak'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny farany. \ No newline at end of file diff --git a/24/15.txt b/24/15.txt index be5b6622..fe5f0f2f 100644 --- a/24/15.txt +++ b/24/15.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, ra matazagna ny fahavetavetan'ny fandravana anareo ze nolazain'i Daniela mpaminagny de hitsangana akeo amin'ny tôrana masina anareo (ôka ny mpamaky hatakatra). Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety. Ôka ze akao an-tampo-tragny tsy hidigna hiaka ra avy akao an-dragnony. Ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverina hiaka ny lambany. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Noho zany, ra matazagna ny fahavetavetan'ny fandravana anareo ze nolazain'i Daniela mpaminagny de hitsangana akeo amin'ny tôrana masina anareo (ôka ny mpamaky hatakatra). Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety. Ôka ze akao an-tampo-tragny tsy hidigna hiaka ra avy akao an-dragnony. Ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverina hiaka ny lambany. \ No newline at end of file diff --git a/24/19.txt b/24/19.txt index f0fe6e3e..448b05e1 100644 --- a/24/19.txt +++ b/24/19.txt @@ -1 +1 @@ -Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany. Mivavaha mbô tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo. Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbôla nisy salan'zany hatraigny am-piandohan'zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsy hisy tsony. Ra tsy nafoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena. Fa nohon'ny ôlom-boafidy de nafoizina reo andro reo. \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany. Mivavaha mbô tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo. Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbôla nisy salan'zany hatraigny am-piandohan'zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsy hisy tsony. Ra tsy nafoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena. Fa nohon'ny ôlom-boafidy de nafoizina reo andro reo. \ No newline at end of file diff --git a/24/23.txt b/24/23.txt index 1a3bb2d5..16536fc1 100644 --- a/24/23.txt +++ b/24/23.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ra misy ôla mitaré aminareo hoe: "Indro! 'Ty le Kristy na iry le kristy de aza mino an'zany. fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminagny sandoka de ho avy ary ampibôgna famantarana gedabe sy ra mahagaga, mbô hamitaka ra azo atao, iôny fa na ny ôlom-boafidy aza. Indro! Efa nolazaiko taminareo melon'ny fotôna. \ No newline at end of file +\v 23 \v 24 \v 25 Fa ra misy ôla mitaré aminareo hoe: "Indro! 'Ty le Kristy na iry le kristy de aza mino an'zany. fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminagny sandoka de ho avy ary ampibôgna famantarana gedabe sy ra mahagaga, mbô hamitaka ra azo atao, iôny fa na ny ôlom-boafidy aza. Indro! Efa nolazaiko taminareo melon'ny fotôna. \ No newline at end of file diff --git a/24/26.txt b/24/26.txt index c611e3b4..e0172744 100644 --- a/24/26.txt +++ b/24/26.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, ra mitaré aminareo zareo hoe: "Indro! Aigny an-efitra Izy, de aza mankeigny an'efitra. Na 'indro, aigny agnaty efitragno de aza mino an'zany. Fa salan'ny varatra zay mitselatra avy aigny ambony ka mazava hatraigny andrefana, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'Olona. Na aiza na aiza misy biby maty de aigny no hitangoronan'ny voltora. \ No newline at end of file +\v 26 \v 27 \v 28 Noho zany, ra mitaré aminareo zareo hoe: "Indro! Aigny an-efitra Izy, de aza mankeigny an'efitra. Na 'indro, aigny agnaty efitragno de aza mino an'zany. Fa salan'ny varatra zay mitselatra avy aigny ambony ka mazava hatraigny andrefana, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'Olona. Na aiza na aiza misy biby maty de aigny no hitangoronan'ny voltora. \ No newline at end of file diff --git a/24/29.txt b/24/29.txt index acf9835f..29e1c0d9 100644 --- a/24/29.txt +++ b/24/29.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ra vô afaka ny fahoriana amin'reo andro reo de ho maizigna ny masoandro, tsy hagnome ny hazavagna ny volana, hilatsaka avy aigny an-dagnitra ny kintana, ary hiozongozogna ny herin'ny lagnitra. \ No newline at end of file +\v 29 Ary ra vô afaka ny fahoriana amin'reo andro reo de ho maizigna ny masoandro, tsy hagnome ny hazavagna ny volana, hilatsaka avy aigny an-dagnitra ny kintana, ary hiozongozogna ny herin'ny lagnitra. \ No newline at end of file diff --git a/24/30.txt b/24/30.txt index 69b81d87..51c759a3 100644 --- a/24/30.txt +++ b/24/30.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'ôla, ary ny foko daôly ambnin'ny tany hisaona. hahatazagna ny Zanak'ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. Andefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy ary hanangona ny ôlom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa. \ No newline at end of file +\v 30 \v 31 Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'ôla, ary ny foko daôly ambnin'ny tany hisaona. hahatazagna ny Zanak'ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. Andefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy ary hanangona ny ôlom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa. \ No newline at end of file diff --git a/24/32.txt b/24/32.txt index 12b11884..6f96f538 100644 --- a/24/32.txt +++ b/24/32.txt @@ -1 +1 @@ -Mianara ny lesona avy amin'ny aviavy. Ra vô hitanareo matoy ny sampana ary mamôka ravina, de fantatrareo fa manakeiky ny favaratra. Salan'zany fôgna kô, ra matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo fa efa akeiky Izy. Akeo amin'ny vavahady mihitsy. \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 Mianara ny lesona avy amin'ny aviavy. Ra vô hitanareo matoy ny sampana ary mamôka ravina, de fantatrareo fa manakeiky ny favaratra. Salan'zany fôgna kô, ra matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo fa efa akeiky Izy. Akeo amin'ny vavahady mihitsy. \ No newline at end of file diff --git a/24/34.txt b/24/34.txt index 8fee1283..25437c17 100644 --- a/24/34.txt +++ b/24/34.txt @@ -1 +1 @@ -Lazaiko marina aminareo, fa tsy ho lany 'ty taranaka 'ty mandra-pibôgnan'zany daôly zany. Tsisy tsony ny lagnitra sy tany, fa ny teniko de tsy mba ho levona mandrakizay. \ No newline at end of file +\v 34 \v 35 Lazaiko marina aminareo, fa tsy ho lany 'ty taranaka 'ty mandra-pibôgnan'zany daôly zany. Tsisy tsony ny lagnitra sy tany, fa ny teniko de tsy mba ho levona mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/24/36.txt b/24/36.txt index 151525d5..2e1a6304 100644 --- a/24/36.txt +++ b/24/36.txt @@ -1 +1 @@ -Kanefa ny makasika zany andro sy ora zany de tsisy mafantatra, na ny anjelin'ny lagnitra aza, na ny Zanaka lahy aza, fa ny Ray iany. \ No newline at end of file +\v 36 Kanefa ny makasika zany andro sy ora zany de tsisy mafantatra, na ny anjelin'ny lagnitra aza, na ny Zanaka lahy aza, fa ny Ray iany. \ No newline at end of file diff --git a/24/37.txt b/24/37.txt index 83b6e52f..a377c410 100644 --- a/24/37.txt +++ b/24/37.txt @@ -1 +1 @@ -Salan'ny tamin'ny andron'i Noa, de ôtran'zany fôgna kô ny fiavian'ny Zanak'ôla. Fa salan'ny tamin'reo andro mialoan'ny safo-drany de nihinana sy nisotro zareo, nanam-bady sy nampakarina mandra-patonganle andro nidirana takao anatinle sambo fiara, ary tsy nafantatra na ino na ino ry zareo mandra-patongan'ny safo-drano ka nandringana an'azy daôly, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'ôla. \ No newline at end of file +\v 37 \v 38 \v 39 Salan'ny tamin'ny andron'i Noa, de ôtran'zany fôgna kô ny fiavian'ny Zanak'ôla. Fa salan'ny tamin'reo andro mialoan'ny safo-drany de nihinana sy nisotro zareo, nanam-bady sy nampakarina mandra-patonganle andro nidirana takao anatinle sambo fiara, ary tsy nafantatra na ino na ino ry zareo mandra-patongan'ny safo-drano ka nandringana an'azy daôly, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'ôla. \ No newline at end of file diff --git a/24/40.txt b/24/40.txt index ec5c5a71..376e2547 100644 --- a/24/40.txt +++ b/24/40.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo de hisy leila rôy aigny an-tsaha, ny raika raisina ary ny raika avela. Vevavy rôy no hitoto vary, ny raika raisina ary ny raika avela. Noho zany, de miambena, fa tsy fantatrareo ze andro iaven'ny Tomponareo. \ No newline at end of file +\v 40 \v 41 \v 42 Avy akeo de hisy leila rôy aigny an-tsaha, ny raika raisina ary ny raika avela. Vevavy rôy no hitoto vary, ny raika raisina ary ny raika avela. Noho zany, de miambena, fa tsy fantatrareo ze andro iaven'ny Tomponareo. \ No newline at end of file diff --git a/24/43.txt b/24/43.txt index 28559282..298d3e39 100644 --- a/24/43.txt +++ b/24/43.txt @@ -1 +1 @@ -Fa fantatrareo zao, ra fantatry ny tompo-tragno hoe amin'ny firy alina iaven'ny mpangalatra, de ho niambina izy ary tsy namela ny tragnony ho vaky. Noho zany, de tsy maintsy mivognona fôgna kô anareo fa ho avy ny Zanak'ôla amin'ny ora tsy ampoizinareo. \ No newline at end of file +\v 43 \v 44 Fa fantatrareo zao, ra fantatry ny tompo-tragno hoe amin'ny firy alina iaven'ny mpangalatra, de ho niambina izy ary tsy namela ny tragnony ho vaky. Noho zany, de tsy maintsy mivognona fôgna kô anareo fa ho avy ny Zanak'ôla amin'ny ora tsy ampoizinareo. \ No newline at end of file diff --git a/24/45.txt b/24/45.txt index a49757f4..03ed3a7e 100644 --- a/24/45.txt +++ b/24/45.txt @@ -1 +1 @@ -Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny ankohonany mba hanomezana an-jareo amin'ny fotôna manjary. Sambatra zany mpanompo zany zay tazagn'ny tompony fa magnano an'zany rafa tonga izy. Lazaiko marina aminareo fa tsy tompony no hanapaka an'azy ho ambonin'ny ra daôly ze agnanany. \ No newline at end of file +\v 45 \v 46 \v 47 Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny ankohonany mba hanomezana an-jareo amin'ny fotôna manjary. Sambatra zany mpanompo zany zay tazagn'ny tompony fa magnano an'zany rafa tonga izy. Lazaiko marina aminareo fa tsy tompony no hanapaka an'azy ho ambonin'ny ra daôly ze agnanany. \ No newline at end of file diff --git a/24/48.txt b/24/48.txt index 0fd47735..30136ea6 100644 --- a/24/48.txt +++ b/24/48.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ra misy mpanompo ratsy mitaré am-pony hoe: "Ela fiavy ny Tompo", ka manomboka mamono reo mpanompo namany, sy mihinana ary misotro miaraka amin'reo mpimamo. De ho avy ny tomponle mpanompony amin'ny fotôgna ze tsy ampoiziny ary amin'ny ora ze tsy fantany. De ho tetitetehan'ny tompony izy ary hataon'ny salan'ny an'ny mpiatsaravelatsihy ny anjarany, ze hisy fitomagnéna sy fikotroha-nify. \ No newline at end of file +\v 48 \v 49 \v 50 \v 51 Fa ra misy mpanompo ratsy mitaré am-pony hoe: "Ela fiavy ny Tompo", ka manomboka mamono reo mpanompo namany, sy mihinana ary misotro miaraka amin'reo mpimamo. De ho avy ny tomponle mpanompony amin'ny fotôgna ze tsy ampoiziny ary amin'ny ora ze tsy fantany. De ho tetitetehan'ny tompony izy ary hataon'ny salan'ny an'ny mpiatsaravelatsihy ny anjarany, ze hisy fitomagnéna sy fikotroha-nify. \ No newline at end of file