auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 11:01:14 +08:00 committed by root
parent 67a6df2c14
commit 599dee5686
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Rafa tonga taigny ampita reo mpianatra, de adinon'jareo ny nitondra mofo.\v 6 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Miabena ary mitandrema amin'ny masirasiran'reo Fariseo sy Sadoseo." \v 7 Niady hevitra reo mpianatra ka nilaza hoe: "Nony tsika tsy nitondra mofo zany." \v 8 Jesosy nafantatra izany ka nitare hoe: "Anareo ry kely finona, nagnino anareo no miady hevitra aminareo ka mitare fa nony tsy nitondranareo mofo zany?
\v 5 Rafa tonga taigny ampita reo mpianatra, de adinon-jareo ny nitondra mofo. \v 6 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Miabena ary mitandrema amin'ny masirasiran'reo Fariseo sy Sadoseo." \v 7 Niady hevitra reo mpianatra ka nilaza hoe: "Nony tsika tsy nitondra mofo zany." \v 8 Jesosy nafantatra izany ka nitare hoe: "Anareo ry kely finona, nagnino anareo no miady hevitra aminareo ka mitare fa nony tsy nitondranareo mofo zany?