auto save
This commit is contained in:
parent
ad69e0ec1c
commit
5849db7dff
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ola daoly no afaka magnaiky zany fampiagnarana zany, fa reo
|
||||
Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ola daoly no afaka magnaiky zany fampiagnarana zany, fa reo ze navela hagnaiky zany iany. Fa misy reo ionoka ze efa otran'zany hatrany an-kibon-drnin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. I
|
Loading…
Reference in New Issue