From 57a3f501750a25b1098561706eb8e7627f050f20 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 24 Mar 2020 06:05:36 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/16.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/16.txt b/06/16.txt index 1b0e8db7..f594a503 100644 --- a/06/16.txt +++ b/06/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 Ankôtra zay, rafa mifady hanina anareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. \v 17 Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, \v 18 ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao amin'ny mangingina iany, ary ny Rainao ze maita akao amin'ny mangingina, no hamaly soa anao. \ No newline at end of file +\v 16 Ankôtra zay, rafa mifady hanina nareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. \v 17 Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, \v 18 ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao amin'ny mangingina iany, ary ny Rainao ze maita akao amin'ny mangingina, no hamaly soa anao. \ No newline at end of file