From 56580c3ecffd84972c08e619f879c0c0c1585c54 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 4 Jun 2020 17:12:36 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 24/48.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/24/48.txt b/24/48.txt index bdb52d56..1b0512ce 100644 --- a/24/48.txt +++ b/24/48.txt @@ -1 +1 @@ -Fa raha misy ma \ No newline at end of file +Fa raha misy mpanompo ratsy mitare akao am-pony hoe: 'Ela fiavy ny tompoko', ka magnomboka mamono reo mpanompo namany, sy mihinana ary misotro miaraka am'reo mpimamo; de ho avy ny tompon'le mpanompo amin'ny fotôna ze tsy ampozigny ary amin'ny ora ze tsy fantany. De ho kapakapain'ny tompony izy ary ho ataony ôtran'ny an'reo mpiatsaravelatsy ny anjarany, ze hisy ny fitomanena sy ny fikotroha-nify. \ No newline at end of file