auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 07:11:19 +03:00 committed by root
parent fd2d4ca7c9
commit 55b1a81bf5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy nagnano hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany. Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy. Fa n'iza n'iza kosa tsy managna, na ze anagnany aza alàna amin'azy.
\v 10 \v 11 De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy nagnano hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany.\v 12 Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy. Fa n'iza n'iza kosa tsy managna, na ze anagnany aza alàna amin'azy.