auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 06:48:03 +08:00 committed by root
parent fbb2762dca
commit 53ad18dd40
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny Batsian'i Jaona - avy takaiza no neviny? Avy takaigny an-dagnitra sa avy tamin'ny ôlombela?" Niady hevitra zareo, nagnano hoe: "Ra miatre tsika hoe, Avy takaigny an-dagnitra, Izy hiatre am'tsika hoe: 'Fa naôna zany nareo no tsy nino anazy? Fa ra maitare tsika hoe: 'avy tamin'ny ôlombela', matatra ny vaôka tsika, satria daôly de mievitra an'i Jaona ôtran'ny mpaminany." Ka namaly an'i Jesôsy zareo ka nitare hoe: "Tsy fantatray." Ary
Ny Batsian'i Jaona - avy takaiza no neviny? Avy takaigny an-dagnitra sa avy tamin'ny ôlombela?" Niady hevitra zareo, nagnano hoe: "Ra miatre tsika hoe, Avy takaigny an-dagnitra, Izy hiatre am'tsika hoe: 'Fa naôna zany nareo no tsy nino anazy? Fa ra maitare tsika hoe: 'avy tamin'ny ôlombela', matatra ny vaôka tsika, satria daôly de mievitra an'i Jaona ôtran'ny mpaminany." Ka namaly an'i Jesôsy zareo ka nitare hoe: "Tsy fantatray." Ary ozy iany kô Izy tamin-jareo hoe: "Za iany kô de tsy hilaza aminareo hhoe avy akaiza ny fahefana anôvako reny ra reny.

1
21/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
fa ahô