auto save
This commit is contained in:
parent
af6c728f3f
commit
52856f3041
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ireo leiben'ny mpisorona naka reo volafotsy ary niteny hoe: "Tsy ara-dalana ny mametraka ity de vidin'dra" Niara-niresaka ny ola zareo ary nividy ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga ze handevegnana reo vahiny tamin'reo vola Ary zeigny no antony niantsoana izany saha zany hoe: "Sahan'ny Ra" mandrak'androany
|
||||
\v 6 \v 7 \v 8 Ireo leiben'ny mpisorona naka reo volafotsy ary niteny hoe: "Tsy ara-dalana ny mametraka ity de vidin'dra" Niara-niresaka ny ola zareo ary nividy ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga ze handevegnana reo vahiny tamin'reo vola Ary zeigny no antony niantsoana izany saha zany hoe: "Sahan'ny Ra" mandrak'androany
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary de tanteraka ze volaza tamin'ny mpaminany Jeremia, magnao hoe: "Naka ny volafotsy telopolo zareo, vidy nanombanan'reo vaolan'Isarely Azy, ary zareo nagnome izeigny ho an'ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga, araka ny natoron'ny Tompo ana"
|
||||
\v 9 \v 10 Ary de tanteraka ze volaza tamin'ny mpaminany Jeremia, magnao hoe: "Naka ny volafotsy telopolo zareo, vidy nanombanan'reo vaolan'Isarely Azy, ary zareo nagnome izeigny ho an'ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga, araka ny natoron'ny Tompo ana"
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary Jesosy nijoro takeo anatrehan'ny governora, ary ny governora nagnontany Azy hoe: "Ianao ma no mpanjakan'reo Jiosy" Jesosy namaly azy hoe: "Voalazanoa" Fa rafa nampangain'reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona Izy, de tsy namaly na ino na ino De niteny taminy Pilato hoe: "Tsy renao ma ny fiampangana rehetra atao amignao Fa tsy namaly na de tegny raika aza Izy, gaga tanteraka nony zany ny governora
|
||||
\v 11 \v 12 \v 13 \v 14 Ary Jesosy nijoro takeo anatrehan'ny governora, ary ny governora nagnontany Azy hoe: "Ianao ma no mpanjakan'reo Jiosy" Jesosy namaly azy hoe: "Voalazanoa" Fa rafa nampangain'reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona Izy, de tsy namaly na ino na ino De niteny taminy Pilato hoe: "Tsy renao ma ny fiampangana rehetra atao amignao Fa tsy namaly na de tegny raika aza Izy, gaga tanteraka nony zany ny governora
|
Loading…
Reference in New Issue