diff --git a/14/31.txt b/14/31.txt index 498ece2a..20d4ef4a 100644 --- a/14/31.txt +++ b/14/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 Avy hatraigny Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Anao ry kely finona, fa magnino anao no miahiahy?" \v 32 Avy takeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. \v 33 Avy akeo reo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 31 Avy hatrany Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Enao ry kely finona, fa magnino enao no miahiahy?" \v 32 Avy akeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. \v 33 Avy akeo reo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra." \ No newline at end of file