auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 12:59:58 +08:00 committed by root
parent 3fb02eb65f
commit 4ef7d68b5e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Namaly Izy hoe: "Ze niara-nagnatsoboka ny tagnany taminà takao agnaty vily no le raika hamadika an'Anà.\v 24 Hande ny Zanak'Ôla, araka ze efa vôsoratra momba an'Azy. Nefa lozan'ny ôla ze hamadika ny Zanak'Ôla! Tsara amin'zany ôla zany no tsy teraka avy."\v 25 Jodasy, ze hamadika an'Azy nitare hoe: "Za ma zany, Raby ô?" Ozy Izy taminy hoe: "Vôlazanao."
\v 23 Namaly Izy hoe: "Ze niara-nagnatsoboka ny tagnany taminà takao agnaty vily no le raika hamadika an'Anà. \v 24 Hande ny Zanak'Ôla, araka ze efa vôsoratra momba an'Azy. Nefa lozan'ny ôla ze hamadika ny Zanak'Ôla! Tsara am-zany ôla zany no tsy teraka avy." \v 25 Jodasy, ze hamadika an'Azy nitare hoe: "Za ma zany, Raby ô?" Ozy Izy taminy hoe: "Vôlazanao."