auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-21 07:15:19 +03:00 committed by root
parent 16e8368c06
commit 4e0f878b8d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa diovinareo ny ivelan'ny kapôka sy ny vilé, nefa ny akao agnatiny de feno fitsiriritana sy filana. Anareo ry fariseo jamba! Diovy alô ny akao agnatin'ny kapôka sy ny vilé, mbô ho lasa madio iany kô ny ivelany.
\v 25 \v 26 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa diovinareo ny ivelan'ny kapôka sy ny vilé, nefa ny akao agnatiny de feno fitsiriritana sy filana. Anareo ry fariseo jamba! Diovy alô ny akao agnatin'ny kapôka sy ny vilé, mbô ho lasa madio iany kô ny ivelany.

View File

@ -1 +1 @@
Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa anareo de ôtran'ny fasagna vôlalotra fotsy; ze tsara ivelzgny, fa ny akao agnatiny kos de feno ny tôlam-paty sy ny loto daôly. Ôtran'zany iany kô, ety ivelagny anareo miseho ho marina akeo amin'ny olona, nefa ny akao anatin'ny
\v 27 \v 28 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa anareo de ôtran'ny fasagna vôlalotra fotsy; ze tsara ivelzgny, fa ny akao agnatiny kos de feno ny tôlam-paty sy ny loto daôly. Ôtran'zany iany kô, ety ivelagny anareo miseho ho marina akeo amin'ny olona, nefa ny akao anatinareo de feno