auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-19 20:07:35 +03:00 committed by root
parent 977a1bba7d
commit 4c81419721
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa nony natazagna reo Fariseo sy Sadiseo maro ngnantogna an'azy mbô atao batisa izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno pozina, iza no nampitandrina an'nareo hilefa ny fahatezerana ho avy? Mamoaza voa mendrika ny fibebana. Ary aza misaina ny hilaza agn'eritreritra hoe: "Managna an'i Abrahama ho rainay zahay." Fa lazaiko aminareo
Fa nony natazagna reo Fariseo sy Sadiseo maro ngnantogna an'azy mbô atao batisa izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno pozina, iza no nampitandrina an'nareo hilefa ny fahatezerana ho avy? Mamoaza voa mendrika ny fibebana. Ary aza misaina ny hilaza agn'eritreritra hoe: "Managna an'i Abrahama ho rainay zahay." Fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zanaka ho an'i Abrahama na de avy am'reto vato reto aza.