diff --git a/20/22.txt b/20/22.txt index 6ccc9a00..1c7d5e3d 100644 --- a/20/22.txt +++ b/20/22.txt @@ -1 +1 @@ -Fa Jesosy namaly ary niteny hoe: "Tsy fantatro ny raha angatanareo. Afaka hisotro ny kapôka ze ho sotroko ma anareo?" Namaly zareo hoe: "Afaka zahay." Ozy tamin'jareo hoe: "Hisotro ny kapôkako tokôtra anareo. Fa ny hipetraka akeo an-tagnanko ankavanako sy ankaveko de tsy anjarako ny magnome an'zany fa an'reo \ No newline at end of file +Fa Jesosy namaly ary niteny hoe: "Tsy fantatro ny raha angatanareo. Afaka hisotro ny kapôka ze ho sotroko ma anareo?" Namaly zareo hoe: "Afaka zahay." Ozy tamin'jareo hoe: "Hisotro ny kapôkako tokôtra anareo. Fa ny hipetraka akeo an-tagnanko ankavanako sy ankaveko de tsy anjarako ny magnome an'zany fa an'reo ze efa nomen'ny Raiko." Rafa nareigny an'zany reo mpianatra fololahy hafa de sosy mafy tam'reo rôlà. \ No newline at end of file