diff --git a/10/26.txt b/10/26.txt new file mode 100644 index 00000000..40945ea1 --- /dev/null +++ b/10/26.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 26 Noho zany aza matatra an'jareo, fa tsy hisy takona ze tsy hibôna, ary zava-miafina ze tsy ho fantatra. \v 27 Ze lazaiko an'nareo akao amin'ny maizina, de tineno amin'ny andro mazava, ary ze bitsibitsika regninareo amin'ny sofinareo, de torio aigny ambony tafon-tragno. \ No newline at end of file diff --git a/10/28.txt b/10/28.txt new file mode 100644 index 00000000..0750c77c --- /dev/null +++ b/10/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 28 Aza matatra an'reo ze mamony ny vatana kanefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Fa kosa, matahôra an'ze afaka mamôtika ny fagnahy sy ny vatana aigny amin'ny helo.\v 29 Tsy vola madinika kely ma no hamarotana fody roa? Fa tsy mbôla misy na raika amin'jareo aza potraka amin'ny tany rafa tsisy ny fahalalan'ny Rainareo.\v 30 Fa na ny vôlon-dônareo aza voaisa daôly. \v 31 Aza matatra. Manan-danja bebe kokoa noho ny fody maro anareo. \ No newline at end of file