auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-06 17:18:41 +08:00 committed by root
parent d4a4002d88
commit 49ae8e4f76
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'zany fotôgna zany Jesosy nagnomboka nitare reo mpianany fa tsy maintsy ho agny Jerosalema, hizaka fijalegna betsaka akeo an-tagnany loholona sy ny lohan'ny mpisorogna ary reo mpanora-dalàna, ho vonoina, sy hatsangana ndre amin'ny andro fatelo. Avy akoe Petera naka an'Azy ka nitare mafy an'Azy, magnano hoe: "Ho lavitra anao ane izany, ry Tompo; tsy hitranga aminao mintsy ane zany." Fa Jesosy nitodika ka nitare tamin'ny Petera hoe: "Mialà agny an-damosiko ry Satana! Enao de fagnafitohinana ho Anà
Tamin'zany fotôgna zany Jesosy nagnomboka nitare reo mpianany fa tsy maintsy ho agny Jerosalema, hizaka fijalegna betsaka akeo an-tagnany loholona sy ny lohan'ny mpisorogna ary reo mpanora-dalàna, ho vonoina, sy hatsangana ndre amin'ny andro fatelo. Avy akoe Petera naka an'Azy ka nitare mafy an'Azy, magnano hoe: "Ho lavitra anao ane izany, ry Tompo; tsy hitranga aminao mintsy ane zany." Fa Jesosy nitodika ka nitare tamin'ny Petera hoe: "Mialà agny an-damosiko ry Satana! Enao de fagnafitohinana ho Anà, no enoa tsy miraharaha reo ran'Andriamanitra, fa reo ran'ny ôla