auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 06:20:28 +08:00 committed by root
parent 023728280d
commit 47f317d1c7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Aza mitairy ny harenareo ety an-tany, ze simbain'ny kalalao sy harafesina, ary hidiran'reo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. \v 20 Fa kosa, tarizo ny harenareo akaigny an-dagnitra, ze tsy ho simban'ny kalalao sy harafesina, ary tsy hidiran'reo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. \v 21 Fa ze misy ny harenao, no itoeran'ny fonao iany kô.
\v 19 Aza mitahiry ny harenareo ety an-tany, ze simbain'ny kalalao sy harafesina, ary hidiran'reo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. \v 20 Fa kosa, tarizo ny harenareo akaigny an-dagnitra, ze tsy ho simban'ny kalalao sy harafesina, ary tsy hidiran'reo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. \v 21 Fa ze misy ny harenao, no itoeran'ny fonao iany kô.