auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-11 05:40:37 +08:00 committed by root
parent 170ac3d9e0
commit 47514e10cb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Avy keo nitsangana le leila ary nankeigny an-tranony. \v 8 Rafa naita izany ny vaôka, de gaga zareo ary nidera an'Andriamanitra, ze nagnome faefagna ôtrany zany ho an'ny ôla. \v 9 Ary raha niala avy teo jesosy, de naita leilal nantsoigna hoe Matio Izy, ze nipetraka teo amin'ny lain'ny famorian-ketra. Ozy Izy taminy hoe: "Magnara an'Ana." Nitsangana izy ary nagnaraka Azy. \v 7 Avy keo nitsangana le leila ary nankeigny an-tranony. \v 8 Rafa naita izany ny vaôka, de gaga zareo ary nidera an'Andriamanitra, ze nagnome faefagna ôtrany zany ho an'ny ôla. \v 9 Ary raha niala avy takeo jesosy, de naita leila nantsoigna hoe Matio Izy, ze nipetraka teo amin'ny lain'ny famorian-ketra. Ozy Izy taminy hoe: "Magnara an'Ana." Nitsangana izy ary nagnaraka Azy.