diff --git a/09/32.txt b/09/32.txt index 66a134be..70c6f1b3 100644 --- a/09/32.txt +++ b/09/32.txt @@ -1 +1 @@ -Ary raha nande reo roa la, de te nisy leila mona nitoeran'ny demonia ndesigna teo amin'i Jesosy. Ary rafa navoka le demonia, de niteny le leila mona. Gaga ny vaoka ka niteny hoe: "Tsy mbola faita talo tamin'Isarely zaol" Fa ozy reo fariseo hoe: "Tamin'ny fagnapan \ No newline at end of file +Ary raha nande reo roa la, de te nisy leila mona nitoeran'ny demonia ndesigna teo amin'i Jesosy. Ary rafa navoka le demonia, de niteny le leila mona. Gaga ny vaoka ka niteny hoe: "Tsy mbola faita talo tamin'Isarely zaol" Fa ozy reo fariseo hoe: "Tamin'ny fagnapan'reo demonia, no namoka reo demonia." \ No newline at end of file diff --git a/09/35.txt b/09/35.txt new file mode 100644 index 00000000..9aab1417 --- /dev/null +++ b/09/35.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nande nitety reo renivotra sy reo voitra rehetra Jesosy. Nanoy nampianatra teigny amin'reo \ No newline at end of file