auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-29 06:08:21 +08:00 committed by root
parent 80d7d9fdce
commit 45b9590d9f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ary rafa tazan'i Jesôsy reo vaôka nagnodidina Anazy, de nagnome tôromarika mba elana ho akaigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Avekeo ny mpanora-dalàna raika nagnatona Anazy ary nitare hoe: "Ry mpampiagnatra, hanaraka Anao za na aiza na aiza andehananao."\v 20 Ozy Jesôsy taminazy hoe: "Ny alika dia manan-davaka,ary reo vôron'ny lagnitra magnana akagny,fa ny Zanak'Öla tsy magnana na aiza na aiza ampadre
\v 18 Ary rafa tazan'i Jesôsy reo vaôka nagnodidina Anazy, de nagnome tôromarika mba elana ho akaigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Avekeo ny mpanora-dalàna raika nagnatona Anazy ary nitare hoe: "Ry mpampiagnatra, hanaraka Anao za na aiza na aiza andehananao."\v 20 Ozy Jesôsy taminazy hoe: "Ny alika dia manan-davaka,ary reo vôron'ny lagnitra magnana akagny,fa ny Zanak'Öla tsy magnana na aiza na aiza ampadreny ny lôany."

1
08/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raika hafa tam'reo mpiagnany nitare taminazy hoe: "Tompo, ambilao za alô ande ary andevigna ny raiko." Fa ozy