diff --git a/08/30.txt b/08/30.txt index 0b0a2d71..e41de4cc 100644 --- a/08/30.txt +++ b/08/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 Ary nisy andian-kisô maro niraotra teo, tsy de lavitra an'azy reo.\v 31 Mbôla nengavy an'i Jesosy fôgna reo demonia ary nagnano hoe: "Ra mandrôka an'ay Anao, de alefao akao agnatin'reo andian-kisô reo zahay." \v 32 Ozy Jesôsy tamin-jareo reo hoe: "Mandehana!" De nivôkareo demonia ka nankao am'reo kisô, ary indro, reo andiany retraretra nirifatra nidigna ny tendrombohitra mideza nankaigny an-dranomasina ary maty taka agnaty rano zareo. \ No newline at end of file +\v 30 Ary nisy andian-kisô maro niraotra teo, tsy de lavitra an'azy reo.\v 31 Mbôla nengavy an'i Jesosy fôgna reo demonia ary nagnano hoe: "Ra mandrôka an'nay Anao, de alefao akao agnatin'reo andian-kisô reo zahay." \v 32 Ozy Jesôsy tamin-jareo reo hoe: "Mandehana!" De nivôkareo demonia ka nankao am'reo kisô, ary indro, reo andiany retraretra nirifatra nidigna ny tendrombohitra mideza nankaigny an-dranomasina ary maty taka agnaty rano zareo. \ No newline at end of file