auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 13:59:32 +08:00 committed by root
parent 9990ca56a4
commit 45505d1ea9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Indro, ny sasagny tamin'ireo mpanora-dalàna nagnano anakampo hoe: "Mitare ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin'jareo ary niteny hoe: "Naôgna nareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko no miteny an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao."
\v 3 Indro, ny sasagny tamin'ireo mpanora-dalàna nagnano anakampo hoe: "Mitar ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin-jareo ary nitare hoe: "Naôgna nareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko no miteny an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao."