diff --git a/21/15.txt b/21/15.txt index a2fddc5b..fd467527 100644 --- a/21/15.txt +++ b/21/15.txt @@ -1 +1 @@ -Fa nony natazana ny zava-mahatalanjona nataony ny leiben'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàn, ary rafa regnin-jareo ny zaza madinika nitabataba takao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de tezitra mafy zareo; Ozy zareo taminazy hoe: "Regninareo va zany lazainreo ôla reo?" Namaly an-jareo Jesosy hoe: "Eny! Fa tsy mbola novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" \ No newline at end of file +Fa nony natazana ny zava-mahatalanjona nataony ny leiben'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàn, ary rafa regnin-jareo ny zaza madinika nitabataba takao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de tezitra mafy zareo; Ozy zareo taminazy hoe: "Regninareo va zany lazainreo ôla reo?" Namaly an-jareo Jesosy hoe: "Eny! Fa tsy mbola novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" Av ekeo nandao anazy reo Jesôsy ka nande \ No newline at end of file