auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-04-03 07:11:12 +08:00 committed by root
parent 6a42d18092
commit 42fdc4a561
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ôtran-zao no nitrangan'ny faterahan'i Jesosy Kristy. Ny reniny, Maria, de efa natokana hanambady an'i Josefa, saingy talôn'ny nerahan-jareo, de tazagna fa nitoe-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina.\v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka an'azy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny tamin'azy.
\v 18 Ôtran-zao no nitrangan'ny faterahan'i Jesosy Kristy. Ny mamany, Maria, de efa natokana hanambady an'i Josefa, saingy talôn'ny neran-jareo, de tazagna fa bevoka avy tamin'ny Fagna Masina izy. \v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka an'azy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny tamin'azy.