auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 04:12:15 +08:00 committed by root
parent 9409a9aeca
commit 41b0676d6d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ra tonga nagnatona an'i Jerosalema Jesôsy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tendromboitra Oliva, de nandefa mpianatra anankiroa Jesôsy, nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze voitra manaraka akao, fa eo no eo nareo de haita boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. Ra misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilain'ny Tompo anazy reo, ary eo no eo zany ôla zany de handefa anazy reo miaraka aminare
Ra tonga nagnatona an'i Jerosalema Jesôsy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tendromboitra Oliva, de nandefa mpianatra anankiroa Jesôsy, nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze voitra manaraka akao, fa eo no eo nareo de haita boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. Ra misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilain'ny Tompo anazy reo, ary eo no eo zany ôla zany de handefa anazy reo miaraka aminareo."

1
21/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary nitranga zany mba hatanteraka ze nambara tamin'ny alalan'ny mpaminany.