auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 20:59:46 +08:00 committed by root
parent 837d6f8bed
commit 40dc539fb4
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 17 Fa nony natazana ny zava-mahatalanjona nataony ny leiben'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàn, ary rafa regnin-jareo ny zaza madinika nitabataba takao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de tezitra mafy zareo; \v 16 Ozy zareo taminazy hoe: "Regninareo va zany lazainreo ôla reo?" Namaly an-jareo Jesosy hoe: "Eny! Fa tsy mbola novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" Av ekeo nandao anazy reo Jesôsy ka nande takaigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nitôtra takao ny aligna.
\v 15 Fa nony natazana ny zava-mahatalanjona nataony ny leiben'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàn, ary rafa regnin-jareo ny zaza madinika nitabataba takao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de tezitra mafy zareo; \v 16 Ozy zareo taminazy hoe: "Regninareo va zany lazainreo ôla reo?" Namaly an-jareo Jesosy hoe: "Eny! Fa tsy mbola novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" \v 17 Av ekeo nandao anazy reo Jesôsy ka nande takaigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nitôtra takao ny aligna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Ary nony maraina pôlakeka ra niverina takaigny an-tanàna Izy, de nôna. Natazana aviavy takaigny an-tsisin-dàlana, de nagnatona teny Izy ary tsy natazana na ino na ino takeo afa-tsy ny raviny. Ozy Izy taminazy hoe:" Öka tsy hisy vô tsony avy aminao mandrakizay, ary niaraka tam'zay de maina le aviavy.
\v 19 A\v 18 ry nony maraina pôlakeka ra niverina takaigny an-tanàna Izy, de nôna. Natazana aviavy takaigny an-tsisin-dàlana, de nagnatona teny Izy ary tsy natazana na ino na ino takeo afa-tsy ny raviny. Ozy Izy taminazy hoe:" Öka tsy hisy vô tsony avy aminao mandrakizay, ary niaraka tam'zay de maina le aviavy.