diff --git a/04/23.txt b/04/23.txt index e884f6de..ad2f80a5 100644 --- a/04/23.txt +++ b/04/23.txt @@ -1 +1 @@ -Nande eran'i Galilia Jesosy, nampianatra ta \ No newline at end of file +Nande eran'i Galilia Jesosy, nampianatra takao amin'ny synagogan-jareo, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nagnasitrana 'reo karazagn'aretina daôly mbamin'ny rofy daôly takeo amin'ny ôla. Niely eran'ny Syria ny laza mahakasika an'Azy, ka de nentin'ôla takeo amin'Azy 'reo ze marary daôly, mararin'ny karazagn'aretina sy \ No newline at end of file