auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 20:44:06 +08:00 committed by root
parent 296073694f
commit 3e4671b498
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Rafa nareigny zany reo mpianatra, de tegna gaga tokoa ka nitare hoe: "Iza ary zany no afaka ho vonjena?" \v 26 Nijery an'azyreo Jesosy ary nitare hoe: "Amin'ny ôla de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny ra-daôly de azo atao." \v 27 Avy keo Petera namaly ary nitare hoe: "Tamy, navelanay ny ra-daôly ary nagnaraka Anao zay. Ino ary no ho azonay?"
\v 25 Rafa nareigny zany reo mpianatra, de tegna gaga tokoa ka nitare hoe: "Iza ary zany no afaka ho vonjena?" \v 26 Nijery an'azy reo Jesosy ary nitare hoe: "Amin'ny ôla de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny ra-daôly de azo atao." \v 27 Avy akeo Petera namaly ary nitare hoe: "Indro, navelanay ny ra-daôly ary nagnaraka An'nao zay. Ino ary no ho azonay?"