auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-19 16:06:27 +08:00 committed by root
parent e3ea07591e
commit 3caf5714db
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nareo no siran'ny tany. Fa raha ny sira no tonga matsatso, amin'ny fomba manakôry no ampasira an'zany ndre? Tsy ho tsara na amin'ino na amin'ino ntsony zany fa harena sy ho kitsan'ny tongotr'ôla sisa. Nareo no fahazavan'zao tontonlo zao. Ny tanàna miorina akeo amin'ny havôgna de tsy azo asitrika ntsony
Nareo no siran'ny tany. Fa raha ny sira no tonga matsatso, amin'ny fomba manakôry no ampasira an'zany ndre? Tsy ho tsara na amin'ino na amin'ino ntsony zany fa harena sy ho kitsan'ny tongotr'ôla sisa. Nareo no fahazavan'zao tontonlo zao. Ny tanàna miorina akeo amin'ny havôgna de tsy azo asitrika ntsony.

1
05/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tsisy ôla manpiretra jiro ka mametraka an'