diff --git a/17/11.txt b/17/11.txt index 8a89fa7d..dadd43e1 100644 --- a/17/11.txt +++ b/17/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Jesosy namaly ary niteny hoe: "Elia de ho avy tokotrany ary hamerina amin'ny laoniny ny ra rehetra Nefa lazaiko aminareo, fa efa tonga Elia, fa zareo tsy nahafantatra azy Mifanohitra amin'zaigny, nagnano ny ra rehetra ze teigny natao taminy zareo Ary toy zaigny iany ko, ny Zanak'Olo iany ko de hijaly akeo an-tanan'jareo Avy akeo de azon'reo mpianatra fa niteny tamin'jareo ny momba an'i Jaona mpagnano Batisa Izy \ No newline at end of file +\v 11 Jesosy namaly ary niteny hoe: "Elia de ho avy tokotrany ary hamerina amin'ny lôgniny ny ra rehetra \v 12Nefa lazaiko aminareo, fa efa tonga Elia, fa zareo tsy nahafantatra azy Mifanohitra amin'zaigny, nagnano ny ra daôly ze teigny natao taminy zareo. Ary ôtry zaigny iany ko, ny Zanak'Olo iany ko de hijaly akeo an-tanan'jareo \v 13 Avy akeo de azon'reo mpianatra fa niteny tamin'jareo ny momba an'i Jaona mpagnano Batisa Izy \ No newline at end of file