auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 06:40:39 +03:00 committed by root
parent 30fe733074
commit 3c10b7d2d4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Ary efa napetraka ankeo ambody kakazo ny famaky ka reo kakazo daôly ze tsy mamoa voa tsara de ho tapàna ary atsipy aigny anaty afo. Magnano batisa an'nareo amin'ny rano ho amin'ny fibebana za. Fa mahery noho za Izy ze tonga avy afarako, ary za de tsy mendrika na de hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy jy afo Izy. Efa aigny an-tàgnany ny fikororohany mbô hagnadiovana ny famolôany ary hagnangonagna ny variny ho aigny am-bolo-vary. Fa Izy de handoro reo ofoka amin'ny afo ze tsy mety maty."
\v 10 Ary efa napetraka akeo ambody kakazo ny famaky. Ka reo kakazo daôly ze tsy mamoa voa tsara de ho tapàna ary atsipy aigny anaty afo. \v 11 Magnano batisa an'nareo amin'ny rano ho amin'ny fibebana za. Fa mahery noho za Izy ze tonga avy afarako, ary za de tsy mendrika na de hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy jy afo Izy. \v 12 Efa aigny an-tàgnany ny fikororohany mbô hagnadiovana ny famolôany ary hagnangonagna ny variny ho aigny am-bolo-vary. Fa Izy de handoro reo ofoka amin'ny afo ze tsy mety maty."