auto save
This commit is contained in:
parent
0dd9a9966c
commit
3b61f4f634
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Indro, handefa an'nareo salan'ny ondry akeo ampovôn'ny ambôdia Za, ka hendre ôtran'ny menaragna ary tsy manan-tsigny ôtran'ny voromelala. Mitandrema ny amin'ny ôla! Hanolotra an'nareo akeo amin'ny filan-kevitra zareo, ary hitaroka an'nareo akao alin'ny
|
Indro, handefa an'nareo salan'ny ondry akeo ampovôn'ny ambôdia Za, ka hendre ôtran'ny menaragna ary tsy manan-tsigny ôtran'ny voromelala. Mitandrema ny amin'ny ôla! Hanolotra an'nareo akeo amin'ny filan-kevitra zareo, ary hitaroka an'nareo akao amin'ny synagogan-jareo. Avy akeo de ho entina magnoloana ny governora sy ny mpanjaka anareo nohon'ny Amina, mba ho vavolombelona ho anjareo sy ho an'reo Jentilisa
|
Loading…
Reference in New Issue