auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 04:12:15 +08:00 committed by root
parent 57b09f7973
commit 3a4eca53d8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy takeo de lasana reo mpianatra ary nagnano arak'ze nandidin'i Jesôsy anazy reo. Noentin-jareo le ampondra sy le zana-boriky ary nametraka ny lamban-jareo takeo aminazy, ka nipetraka takeo amin'ny lamba Jesôsy?. Ny ankamaron'ny vaôka de namelatra ny lambany tamin'ny tany, ary reo hafa nanapaka sampan-kazo ary
Avy takeo de lasana reo mpianatra ary nagnano arak'ze nandidin'i Jesôsy anazy reo. Noentin-jareo le ampondra sy le zana-boriky ary nametraka ny lamban-jareo takeo aminazy, ka nipetraka takeo amin'ny lamba Jesôsy?. Ny ankamaron'ny vaôka de namelatra ny lambany tamin'ny tany, ary reo hafa nanapaka sampan-kazo ary nanaparitaka an'zany tamin'ny làlana.

1
21/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avekeo reo vaôka nelo an'i Jesôsy sy reo ze nanaraka Anazy nitabataba hoe